ls 2 tourero

ls 2 tourero
reto ndray zany d zao:
lé sipa kely io a baviko
d lé kofa io ndray zany
tena akama b ako e,
d izy iany zany no
tena mba valilahako
safidiko tanaty ny maro
sady zareo ko bo couple!
sa ts zany ry reto?

# Posté le samedi 05 juillet 2008 00:16

mtady sipa

mtady sipa
mba tiavo ry reto za fa tena msahirana be
manao metimety hoanareo a!
ka ra misy makobo d andefaso koz kely any e!!

# Posté le vendredi 04 juillet 2008 09:22

1er communion an bavikeliko @bof sy baine

1er communion an bavikeliko @bof sy baine
ny teto ndray alo d kaly no betsaka ary namaika ny rehetra
fa ra ny tany @eglise alo d tsis koz mitsy
nefa any no zava-dehibe.
ka ra nia manokana alo d aleoko mvavaka fa ra kaly
ita eo iany sad za ko efa mpivavaka b rateo.......
sa aona ozizy nareo?

# Posté le vendredi 04 juillet 2008 09:05

parole kely anaty ritsoka fiainana

parole kely anaty ritsoka fiainana
ndray2 ny fisainako lasa alavtra metude ny zava misy d matsapa fefa ratsy ny ady eto adago.....
kotrana isanandro....sasatry mitady.....miady rery mba tsy ivarina any an-kady
satry efa betsaka ny zavtra efa ita......manimba ny toe-tsaina sy ny zava-bita....mapkipy
ny olana menjady isanora isaminitra.....mapvika tsita vita.....atao aona no mepita......
afa afa iany....satry efa teboka ny tany.......firy firy @tsika zao matsapa fa mfaly.........d ny fafinaretako
nataoko akaikin tratrako......ho fieverana ratoka zay ny lahatro........betsaka @reo mila vonjy...
mamaky lo....mieritreritra ny rapitso radem tsy ho lo nefa tsis atoko ka ny sakana no lasa akama
akaikin fo..........................(ny fiainana no thème)

# Posté le vendredi 04 juillet 2008 06:46

Ikiala mola kely!

Ikiala mola kely!
kikou!
za zany Mih's,bavy kelin'i jila.
ra mahafantar'azy tsara nareo
d hevero oe za ihany ko.
just oe en version meuf
fa lé tandem mtovy iany!
samy mode sexy e!
ps:disspo ho anao fona zao sipa zao!
zoObi........mamy b!

# Posté le vendredi 04 juillet 2008 06:19